Teny iditra manely (ely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy
¶ Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho
Mitovy hevitra: mampiely. [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manely
nanely
hanely
maneleza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/03/31