Teny iditra manemitra (temitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy temitra
Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To surround; to cover walls with mats or paper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Entourer; couvrir les murs de nattes ou de papier [1.8]
Ohatra Ary ny manemitra ny trano no atao hoe mitohy lemitra. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manemitra
Ny lasa : nanemitra
Ny hoavy : hanemitra
Filaza mandidy : manemera
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12