Teny iditra manempaka (empaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manenda-koditra, manovaka: Ny angady no nanempaka ny tanako [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manempaka
nanempaka
hanempaka
manempaha

2010/05/14