Teny iditra manempo (empo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hampitsonika: Manempoa savoka handiovantsika ngorodona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manempo
Ny lasa : nanempo
Ny hoavy : hanempo
Filaza mandidy : manempoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05