Teny iditra manempontsempotra (sempotsempotra (sempotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31