Teny iditra manempotra (sempotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
¶ Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manempotra
nanempotra
hanempotra
manempora

2010/05/14