Teny iditra manena (nena)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to groan in pain or agony. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manena
nanena
hanena
manena

Teny iditra manena
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mivarotra any an-tsena [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mitsena (vahiny) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneña
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] manontolo [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14