Teny iditra manenatena (tenatena (tena))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamely zavatra na olona na mandray namanapaka eo afovoa, eo antenatena [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   saisir, couper, partager, frapper, atteindre au milieu [Abinal 1888]
Ny bikany  
manenatena
nanenatena
hanenatena
manenatenà

Teny iditra manenatenà (tenatena (tena))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenatena [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/19