Teny iditra manenda (kenda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako [Rajemisa 1985]
 [ mañenda ] [Bezanozano] manakenda [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
manenda
nanenda
hanenda
manen
Teny mitovy hevitra manakenda

Teny iditra manendà (kenda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenda [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra manakendà

2013/03/31