Teny iditra manendrikendrika (endrikendrika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to slander, to make insinuations against [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   calomnier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   accuser de faux [Abinal 1888]
   médire par insinuation [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao. [Rapatsalahy: Kintana, takila 41]
2Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [Randriamamonjy: Tantara, takila 418]
Ny bikany  
manendrikendrika
nanendrikendrika
hanendrikendrika
manendrikendreha

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12