Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [1.1]
Tsipelina hafa 

Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany
Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manendry
Ny lasa : nanendry
Ny hoavy : hanendry
Filaza mandidy : manendre

Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05