Teny iditra manenika (henika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra
Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana
Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manenika
Ny lasa : nanenika
Ny hoavy : hanenika
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05