Teny iditra | manenjan-tsandry | |
Singan-teny | manenjana ; sandry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihaika, mihantsy olona hiady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tendre le bras ou le raidir pour défier quelqu' un. Figuré: Provoquer quelqu'un [2.415] | |
Tovy hevitra | maninji-tsandry | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manenjan-tsandry io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |