Teny iditra manenji-damaody
Singan-teny manenjika ; lamaody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fatra-panaraka ny fomba fiakanjo na ny fomban' ny didy akanjo isaky ny misy vaovao miseho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20