Teny iditra | manenjika (enjika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pursue; to persecute [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Poursuivre; persécuter [1.8] | ||||||||
Ohatra | Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana,
[2.576] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manenjika io | ||||||||
Fivaditsoratra | manenjika, maninjake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |