Teny iditra manentitra (hentitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapaka, mampisaraka
Mitovy hevitra: mamira ~ mamolona ~ manapaka ~ mandidy ~ manety ~ manorotra ~ mijinja ~ mikapa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Couper, trancher, séparer [Abinal 1888]
Endriteny 
manentitra
nanentitra
hanentitra
manentera
Ohatra Ary nony tonga ny rano mahery, dia manentitra. [Callet: Tantara, takila 81]

Teny iditra manentitra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mamora [Rakotosaona 1972]

2016/11/03