Teny iditra manentohento (hentohento)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hisentoana, hitarainana
¶ Manao lafo loatra, mivaro-bolony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Faire soupirer, faire gémir
¶ surfaire le prix [Abinal 1888]
Endriteny 
manentohento
nanentohento
hanentohento
manentohentoa
Ohatra Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 108]

2016/11/03