Teny iditra manepoka (kepoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny mikepoka
¶ (fiteny somary baranahiny) Tsy tonga amin' ny fotoana nifanaovana: Nanepoka ny anao lahy ka niandry vasoka foana teo aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manepoka
nanepoka
hanepoka
maneka

Teny iditra manepòka (kepoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manepoka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/10