Teny iditra manera (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mangata-bady [Rakotosaona 1972]
 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
¶ Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray
Mitovy hevitra: manangy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to provide a woman for immoral purposes [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay procurer une femme; jouer l'intermédiaire [Hallanger 1974]
Endriteny 
manera
nanera
hanera
manerà
Ohatra Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [Callet: Tantara]

Teny iditra manerà (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/07/11