Teny iditra manerakera (kerakera (kera))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasaratsaraka, mandantolanto, manamboatra tsy hifatratra fa hisy elanelany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manerakera
nanerakera
hanerakera
manerakerà

Teny iditra manerakerà (kerakera (kera))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerakera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/31