Teny iditra manerana (erana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fill, to pervade [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay remplir, être dans toute l'étendue de [Hallanger 1974]
Endriteny 
manerana
nanerana
hanerana
Ohatra Manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [Baiboly: 23:105:007/Salamo 105:7..]

Teny iditra manerana (serana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manerana
nanerana
hanerana
maneràna

Teny iditra maneràna (serana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/04/16