Teny iditra manere
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Betsileo] mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manere (tery)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manery [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/30