Teny iditra manerika (erika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to be misty [Fox: Hainteny]
Haiendriteny 
manerika
nanerika
hanerika
Ohatra akory ity
no andro ririnina
ka tsy mamirifiry
tsy manerika
[Fox: Hainteny, laharana 371]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31