Teny iditra manerinerina (erinerina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miharihary eo amin' ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon' Antananarivo i Manjakamiadana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2013/03/31