Teny iditra maneritery (teritery (tery))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay masser [Boiteau 1997]
Endriteny 
maneritery
maneriterin'
maneriterin-
maneriterim-
naneritery
naneriterin'
naneriterin-
naneriterim-
haneritery
haneriterin'
haneriterin-
haneriterim-
Ohatra 
1ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. [Rapatsalahy: Kintana]
3Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. [Wresinski: Mahantra]

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/07