Teny iditra mañeritsy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mieritreritra, misaina, mibanjina [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mieritreritra, misaina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañeritsy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] mibanjina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneritsy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] maka tahaka amin'ny sangisangy [Rakotosaona 1972]

2010/05/06