Teny iditra manerona (erona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to growl or roar at [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gronder, rugir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manerona
nanerona
hanerona
maneròna
Ohatra Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [Andraina: Mitaraina, takila 128]
Teny nalaina 

Teny iditra mañerona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manendy kafe, ets. [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneròna (erona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/30