Teny iditra manerongerona (herongerona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrahona, mampitahotra, mandevilevy, mitrerontrerona: Tsy tiako io mpampiasa io fa manerongerona foana tsisy antony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to threaten, to frighten [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay menacer, effrayer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manerongerona
nanerongerona
hanerongerona
manerongeròna

Teny iditra manerongeròna (herongerona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerongerona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/30