Teny iditra maneseky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] manafaingana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] manafaingana , mihoa-pampana (rano) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra maneseky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mifanositosika [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mifanositosika, mifanitsaka, manery [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06