Teny iditra manesika (sesika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely
Manisy sesika: Manesika ondana [1.1]
 Manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To stuff in, to push in by a force [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fourrer dans; faire entrer par la force [1.8]
 Rembourrer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manesika
Ny lasa : nanesika
Ny hoavy : hanesika
Filaza mandidy : maneseha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20