Teny iditra manesotra (esotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto
¶ Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana
¶ Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manesotra
nanesotra
hanesotra
manesora

2010/05/14