Teny iditra manesy (sesy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manesy
nanesy
hanesy
manese

Teny iditra manesy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manolotra [Rakotosaona 1972]

2010/05/05