Teny iditra manetoka (ketoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrotika: Nanetoka ny tenako ilay alika
¶ Mandevilevy mafy sady tampoka: Manetoka mafy izany olitra amin' ny nifiko izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manetoka
nanetoka
hanetoka
manetoha
Teny mitovy hevitra miketoka

2010/05/14