Teny iditra manetona (etona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manetroka [Rakotosaona 1972]
 Manetroka: Aza manetona olona
¶ Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona
¶ Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona ao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to give off smoke, to steam [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay émettre de la fumée, de la vapeur [Hallanger 1974]
Endriteny 
manetona
nanetona
hanetona
manetòna

Teny iditra manetòna (etona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/30