Teny iditra manetra (setra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manohitra, mitsena, manohana: Sahy manetra ny hatezerako lahy itý zaza itý
Mitovy hevitra: manehatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to face, to oppose [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   faire face à, opposer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manetra
nanetra
hanetra
manetrà

Teny iditra manetrà (setra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetra [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]

Teny iditra manetra
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitrebona [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/12