Teny iditra mañetraketra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitety, mita (rano, vato, ets): Tsy mandrefy haja mitsangana sy mañetraketra eñy an-tane (tsy manao hevitra tsy takatra sady tsy mitakatra ny lalina fa manantena ny mamy) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31