Teny iditra manetra rano mena (setra, rano, mena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manohitra ny olona efa tezitra, na efa tezitra ilay olona no tonga eo ianao [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mitsena rano mena

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07