Teny iditra manetrinketrina (hetrinketrina (hetrina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Betsaka dia betsaka; mihahohaho: Manetrinketrina ny olona tango nijery lanonana teo amin' ny lapan' ny tanàna [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetrinketrina
Ny lasa : nanetrinketrina
Ny hoavy : hanetrinketrina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20