Teny iditra manetry (etry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manetry tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to humble; to reduce in rank [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: [Hallanger 1974]
Endriteny 
manetry
nanetry
hanetry
manetre
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manetry (setry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manetry
nanetry
hanetry
manetre

2013/04/01