Teny iditra manetry montotra
Singan-teny manetry ; montotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampietry izay avo mandondona [1.1]
Ohatra tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15