Teny iditra manetsa (ketsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra eo amin' ny tanimbary ny vary nafafy teo amin' ny taninketsa: Vehivavy mahay manetsa daholo izy Tito vavy ireo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to transplant rice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay repiquer le riz [Hallanger 1974]
Endriteny 
manetsa
nanetsa
hanetsa
manetsà
Ohatra Ao anatin' izay ny manao na manadio tatatra, ny manetsa. [Andraina: Mitaraina, takila 160]
Teny nalaina 

Teny iditra manetsà (ketsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetsa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/20