Teny iditra manetsaka (hetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamonto
¶ Manatanteraka, manatontosa: Nanetsaka ny faniriantsika Andriamanitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manetsaka
nanetsaka
hanetsaka
manetsaha

2010/05/14