Teny iditra manetsaketsaka (etsaketsaka (etsaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamely mafy tsy an-kisesy, mamango, mandaroka, manetsaka...: Nanetsaketsaka an-janany teo Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetsaketsaka
Ny lasa : nanetsaketsaka
Ny hoavy : hanetsaketsaka
Filaza mandidy : manetsaketsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20