Teny iditra manetsetra (tsetsetra (tsetra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena, mahatsiaro torovandrovana alohan' ny hanaviana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetsetra
Ny lasa : nanetsetra
Ny hoavy : hanetsetra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20