Teny iditra manetsiketsika (hetsiketsika (hetsika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Ny kintana alinalina, / Mambabo ny fanahy, / Mandravaka ny alina, / Manetsiketsika ahy! [1.263]
2manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina; [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetsiketsika, manetsiketsik', manetsiketsi-
Ny lasa : nanetsiketsika, nanetsiketsik', nanetsiketsi-
Ny hoavy : hanetsiketsika, hanetsiketsik', hanetsiketsi-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20