Teny iditra manety (ety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy
¶ Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialà [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manety
nanety
hanety
manete

Teny iditra manety (hety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandidy na manapaka amin' ny hety [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cut with scissors; to give a haircut [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couper avec des ciseaux; tondre les cheveux [Hallanger 1974]
Endriteny 
manety
nanety
hanety
maneteza

Teny iditra mañety
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mijery, mahita [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mijery [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mahita [Rakotosaona 1972]

2012/06/07