Teny iditra maneva
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ mañeva ] [Tambahoaka, Tanala] mendrika, manendrika [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manendrika [Rakotosaona 1972]
   [ mañeva ] [Bara] mifanentana, manendrika [Rakotosaona 1972]
   Manendrika [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
maneva
naneva
haneva
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14