Teny iditra manevaheva (hevaheva (heva))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manantona; manakirazorazo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manevaheva
nanevaheva
hanevaheva
manevahevà

Teny iditra manevahevà (hevaheva (heva))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manevaheva [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/01