Teny iditra manevika (tevika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao?
¶ Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra
¶ Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] manindrona [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
manevika
nanevika
hanevika
maneveha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny manevika ity (1): Bemanevika

2011/10/19