Teny iditra manevika ny tendrombohitra
Singan-teny manevika ; tendrombohitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandeha manaraka hodimirana amin' ny tehezan-tendrombohitra fa tsy manitsy ny tendrony avo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25